• frenmg

 

 

La Promenade dia nisokatra ny taona 2016 eto amin'ny trano miaramila izay nohavaozina tanteraka.
Manamorona ny sisi-dranomasin'ny Mahajanga, akaikin'ilay Baobab Lehibe izay ahafantarana ny tanàna,
ny toerana misy azy no anisan'ny mampiavaka azy indrindra.


Misy efitrano fisakafoana roa, Terrasse sy Pizzeria,
La Promenade dia toerana natao an'ny olona rehetra te haka tohan'aina sy hikorana am-pifaliana.
Izahay dia misafidy atrany ireo vokatra tsara sy vaovao eto antoerana
mba hanomezana anao hatrany sakafo mafilotra sy isan-karazany.


Ny ekipa La Promenade dia mandray anao isanandro : maraina, atoandro sy hariva.