• frenmg

 

Efitrano 3, samy manana ny endriny,
La Promenade dia mampanofa ho an'ireo karazana lanonana matianina na mahaleotena.
Kadoany, mitazana ireo sisin-dranomasin'ny Mahajanga.
Akoatr'ireo dia ho raisina amin'ny fomba tsara kalitao
sy ireo fahaizamanao izay ananay ianareo.

 

 

Ny Salon La Promenade

Mahazaka olona 250 ny ao anatiny ary 300 ny ao ivelany,
Ny Salon La Promenade dia isan'ireo efitrano fandraisana lehibe indrindra eto Mahajanga.
Nohavaozina, misy climatiseur sy malalaka tsara
ary afaka mandray ireo karazana lanonana : mariazy, fivoriana, batemy, anniversaire, bal, …

 

Ny Terrassee

Mahatazana tsara ny sisin-dranomasina sy ny jiro eo Katsepy, ny Terasse dia toerana mahatalanjona.
Afaka mandray olona 60 isa.

Ny Pizzeria

Ato anatiny ary misy vidéoprojeteur, ny Pizzeria dia toerana mitokana kokoa.
Afaka mandray olona 70 isa.

 

 

Aza misalasala miantso anay ra mila fanazavana fanampiny.
+261 34 96 755 53  ǀ +261 32 51 510 44
Faly izahay ny handray sy hanampy anareo amin'ny fikarakarana ny lanonana.