• frenmg

 

 

Malaza amin'ireo kazakana sakafo maro sy tsara kalitao,
La Promenade dia toerana tokana hanasanay anao
anandrana ny pizzas, ny sakafo isan-karazany izay mampiavaka anay.
Ho an'ireo sokaji-taona rehetra, ho hanina eto an-toerana na ho-entina !

Pizzas

Nahandro amin'ny afo kitay, ny pizza ny La Promenade dia malaza eto Mahajanga, noho ireo hanitra sy fahaiza-manao tsy mitaha amin'ny hafa.

SAKAFO

Vokatra vaovao sy eto an-toerana, nahandro isan-karazany sy kanto toy ny tanàna, ho an'ny ankizy sy olon-dehibe.


TSAKY

Ho an'olotokana na ho zaraina, safidio ny sambos, nems, ny pomme-frites, ny burgers ary indrindra ireo Kebab sy Adana izay spécialités nay.          


Ireo Menu